Efa nanomboka ny asabotsy 12-09-20 lasa teo ny entrainement ho an'ny sokajin-taona rehetra ato anatin'ny fikambanana avenir de betongolo koa entanina hatrany ireo izay mbola tsy tonga.
Tsy misy fiovana tsy akory ny ora hanaovana ny fanazaran-tena.
ALAROBIA 14H-16H
ASABOTSY 08H-10H
Mazotoa daholo e !!